Jardin scolaire
Historiques des activités
Manetsa anana
Cap-tsaratsiry - 05/05/2025
Manetsa anana maraindraina miaraka amin'i talen-tsekoly sy ny mpampianatra ary ny Ray aman-dreny ny mpianatra,mirary tontolo andro sambatra ho antsika rehetra




Visite jardin scolaire
EPP VOHITRAMBATO - 10/04/2025
Nitsidika jardin scolaire niaraka tamin'ny equipe ORN ATSINANANA




Visite parcelle de concombre
Epp Ambokarivo - 07/04/2025
Efa mamokatra ny cocombra fa nony tsy fijerena azy matetika dia misy laniny biby ny sasany,







Fanetsana anantsonga
Cap tsaratsiry - 01/04/2025
Fanetsana zanak'anana anantsonga izay niarahana tamin'ireo Ray amandrenin'ireo mpianatra sy Tale ary ireo mpampianatra


